1 Corinthians 14:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa miseho ny zavatra takona ao am-pony, dia hiankohoka izy ka hivavaka amin’Andriamanitra sady hilaza fa eo aminareo marina tokoa Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
voaseho miharihary ny zava-takona ao am-pony, ka hiankohoka hitsaoka an’Andriamanitra izy, ary hilaza fa eo aminareo tokoa Andriamanitra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hiseho miharihary ny zavatra takona ao am-pony, ka hiankohoka hivavaka amin’Andriamanitra izy sady hilaza fa eo aminareo tokoa Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
ka dia miseho ny zavatra takona ao am-pony, dia hiankohoka izy ka hivavaka amin'Andriamanitra sady hilaza fa Andriamanitra dia ao aminareo marina tokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa miseho ny zavatra takona ao am-pony, dia hiankohoka izy ka hivavaka amin’Andriamanitra sady hilaza fa eo aminareo marina tokoa Andriamanitra.
malagasy
ka dia miseho ny zavatra takona ao am-pony, dia hiankohoka izy ka hivavaka amin'Andriamanitra sady hilaza fa Andriamanitra dia ao aminareo marina tokoa.