1 Corinthians 14:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy miteny amin’ny fiteny tsy fantatra dia avelao ho roa na telo fa aza atao mihoatra noho izany ka ampifanarakarahina izy ireo; ary avelao hisy iray mandika teny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy miteny amin’ny fiteny tsy fantatra, dia aoka ho roa na telo raha dia be, ka hifandimby; ary aoka hisy iray mandika teny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy miteny amin’ny fiteny tsy fantatra, dia aoka ho roa na telo raha be dia be, ka hifandimby; ary aoka hisy anankiray manazava izany.
Malagasy Bible 1865
Raha misy miteny amin'ny fiteny tsy fantatra, dia avelao ho roa na telo, fa aza atao mihoatra noho izany, ka ampifanarakarahina; ary avelao hisy iray mandika teny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy miteny amin’ny fiteny tsy fantatra dia avelao ho roa na telo fa aza atao mihoatra noho izany ka ampifanarakarahina izy ireo; ary avelao hisy iray mandika teny.
malagasy
Raha misy miteny amin'ny fiteny tsy fantatra, dia avelao ho roa na telo, fa aza atao mihoatra noho izany, ka ampifanarakarahina; ary avelao hisy iray mandika teny.