1 Corinthians 14:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tsy misy mpandika teny dia aoka izy hangina eo amin’ny fiangonana; fa aoka hiteny amin’ny tenany sy amin’Andriamanitra ihany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha tsy misy mpandika teny, dia aoka hangina izy eo amin’ny Eglizy, ka hiteny amin’ny tenany sy amin’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha tsy misy olona manazava, dia aoka samy hangina izy ireo mandritra ny fiaraha-miangona, ka ny tenany sy Andriamanitra ihany no hitenenany.
Malagasy Bible 1865
Fa raha tsy misy mpandika teny, dia aoka izy hangina eo amin'ny fiangonana; fa aoka hiteny amin'ny tenany sy amin'Andriamanitra ihany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tsy misy mpandika teny dia aoka izy hangina eo amin’ny fiangonana; fa aoka hiteny amin’ny tenany sy amin’Andriamanitra ihany izy.
malagasy
Fa raha tsy misy mpandika teny, dia aoka izy hangina eo amin'ny fiangonana; fa aoka hiteny amin'ny tenany sy amin'Andriamanitra ihany izy. [ Gr. eklesia]