1 Corinthians 14:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary aoka ny mpaminany roa na telo no hiteny fa aoka ho an’ny hafa ny hamantatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny amin’ny mpaminany kosa, dia aoka ho roa na telo no hiteny, fa ny sisa kosa hamantatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny amin’ireo mpilaza hafatra avy amin’Andriamanitra kosa, dia aoka ho roa na telo no hiteny fa ny sisa kosa mamantatra izay lazainy.
Malagasy Bible 1865
Ary aoka ny mpaminany roa na telo no hiteny, fa aoka ny hafa hamantatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary aoka ny mpaminany roa na telo no hiteny fa aoka ho an’ny hafa ny hamantatra.
malagasy
Ary aoka ny mpaminany roa na telo no hiteny, fa aoka ny hafa hamantatra.