1 Corinthians 14:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa izay maminany kosa dia miteny amin’olona ho fampandrosoana sy ho fampirisihana ary ho fampiononana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izay maminany kosa, dia miteny amin’ny olona ka mahasoa ny fanahiny, mankahery azy, ary manala alahelo azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa izay milaza hafatra avy amin’Andriamanitra kosa dia miteny miantefa amin’ny olona mba hampandroso azy ireo amin’ny finoana ary koa hankahery sy hampionona azy ireo.
Malagasy Bible 1865
fa izay maminany kosa miteny amin'olona ho fampandrosoana sy ho famporisihana ary ho fampiononana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa izay maminany kosa dia miteny amin’olona ho fampandrosoana sy ho fampirisihana ary ho fampiononana.
malagasy
fa izay maminany kosa miteny amin'olona ho fampandrosoana sy ho famporisihana ary ho fampiononana.