1 Corinthians 14:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha misy tsindrian’ny Fanahy eo am-pitoerana dia aoka hangina kosa ny voalohany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy mahazo fanambaràna anefa amin’izay mipetraka, dia aoka hangina ny voalohany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy mahazo fanambarana avy amin’Andriamanitra anefa amin’ireo izay mipetraka, dia aoka hangina ilay efa miteny.
Malagasy Bible 1865
Fa raha misy tsindrian'ny Fanahy ao am-pipetrahana, dia aoka hangina kosa ny voalohany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha misy tsindrian’ny Fanahy eo am-pitoerana dia aoka hangina kosa ny voalohany;
malagasy
Fa raha misy tsindrian'ny Fanahy ao am-pipetrahana, dia aoka hangina kosa ny voalohany;