1 Corinthians 14:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa mahazo maminany tsirairay ianareo rehetra mba hianaran’izy rehetra sy hampirisihana azy rehetra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria mahazo mifandimby maminany ianareo rehetra, mba hahazoan’ny rehetra fianarana sy famporisihana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahazo mifandimby milaza hafatra avy amin’Andriamanitra ianareo rehetra, mba hahazoan’ny daholobe fampianarana sy fampirisihana.
Malagasy Bible 1865
fa mahazo maminany tsirairay ianareo rehetra, mba hianaran'izy rehetra sy hamporisihana azy rehetra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa mahazo maminany tsirairay ianareo rehetra mba hianaran’izy rehetra sy hampirisihana azy rehetra;
malagasy
fa mahazo maminany tsirairay ianareo rehetra, mba hianaran'izy rehetra sy hamporisihana azy rehetra;