1 Corinthians 14:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny fanahin’ny mpaminany dia manaiky hofehezin’izy mpaminany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny fanahy mampaminany dia zakain’izy mpaminany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo mpilaza hafatra avy amin’Andriamanitra dia aoka hifehy ny fanomezana voarainy,
Malagasy Bible 1865
ary ny fanahin'ny mpaminany dia manaiky hozakain'izy mpaminany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny fanahin’ny mpaminany dia manaiky hofehezin’izy mpaminany.
malagasy
ary ny fanahin'ny mpaminany dia manaiky hozakain'izy mpaminany.