1 Corinthians 14:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Andriamanitra dia tsy Andriamanitra tompon’ny fikitranana, fa Andriamanitra tompon’ny fiadanana. Araka ny fanaon’ny fiangonan’ny olona masina rehetra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria Andriamanitra tsy mba Andriamanitry ny tabataba, fa Andriamanitry ny fiadanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria Andriamanitra tsy mba loharanon’ny fikorontanana fa loharanon’ny fiadanana. Araka ny fanaon’ny Fiangonana rehetra eo amin’ny vahoakan’Andriamanitra,
Malagasy Bible 1865
Fa Andriamanitra tsy tompon'ny fikotronana, fa tompon'ny fiadanana. Araka ny fanaon'ny fiangonan 'ny olona masina rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Andriamanitra dia tsy Andriamanitra tompon’ny fikitranana, fa Andriamanitra tompon’ny fiadanana. Araka ny fanaon’ny fiangonan’ny olona masina rehetra
malagasy
Fa Andriamanitra tsy tompon'ny fikotronana, fa tompon'ny fiadanana. Araka ny fanaon'ny fiangonan'ny olona masina rehetra, [ Gr. eklesia]