1 Corinthians 14:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia aoka hangina ny vehivavy raha ao am-piangonana; tsy avela hiteny izy fa aoka hanoa tsara araka ny lazain’ny lalàna koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Araka ny fanao amin’ny Eglizin’ny olona masina rehetra, dia aoka hangina ny vehivavy ao am-piangonana; fa tsy tandrify azy ny miteny ao, ka dia aoka hanoa izy, sady araka ny voalazan’ny Lalàna koa izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia aoka hangina ireo vehivavy mandritra ny fiaraha-miangona, satria tsy azony atao ny miteny; fa aoka hanoa izy ireo araka ny voalazan’ny bokin’ny lalàna rahateo.
Malagasy Bible 1865
dia aoka hangina ny vehivavy raha ao am-piangonana; fa tsy avela hiteny izy, fa aoka hanoa tsara araka ny lazain'ny lalàna koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia aoka hangina ny vehivavy raha ao am-piangonana; tsy avela hiteny izy fa aoka hanoa tsara araka ny lazain’ny lalàna koa.
malagasy
dia aoka hangina ny vehivavy raha ao am-piangonana; fa tsy avela hiteny izy, fa aoka hanoa tsara araka ny lazain'ny lalàna koa. [ Gr. eklesia]