1 Corinthians 14:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha misy tiany hianarana dia aoka izy hanontany ny lahy rehefa tonga any an-trano; fa mahamenatra raha miteny ao am-piangonana ny vehivavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy zavatra sasany tiany hofotorana, dia aoka ho any an-trano izy no hanontany ny lahy; fa mahamenatra raha vehivavy no hiteny ao am-piangonana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha te hamotopoto-javatra izy, dia aoka samy hanontany ny vadiny any an-trano; fa tsy sahaza raha vehivavy no hiteny mandritra ny fiaraha-miangona.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy tiany hianarana, dia aoka izy hanontany ny lahy raha mby any an-trano; fa mahamenatra raha miteny ao am-piangonana ny vehivavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha misy tiany hianarana dia aoka izy hanontany ny lahy rehefa tonga any an-trano; fa mahamenatra raha miteny ao am-piangonana ny vehivavy.
malagasy
Ary raha misy tiany hianarana, dia aoka izy hanontany ny lahy raha mby any an-trano; fa mahamenatra raha miteny ao am-piangonana ny vehivavy. [ Gr. eklesia]