1 Corinthians 14:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy aminareo va no niavian’ny tenin’Andriamanitra, sa ao aminareo ihany no nahatongavany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa ianareo va no niavian’ny tenin’Andriamanitra, sa dia ao aminareo ihany no tongany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo ve no nipoiran’ny tenin’Andriamanitra sa ianareo no hany nahatongavany?
Malagasy Bible 1865
Avy aminareo va no nihavian'ny tenin'Andriamanitra, sa ao aminareo ihany no nahatongavany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy aminareo va no niavian’ny tenin’Andriamanitra, sa ao aminareo ihany no nahatongavany?
malagasy
Avy aminareo va no nihavian'ny tenin'Andriamanitra, sa ao aminareo ihany no nahatongavany?