1 Corinthians 14:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy milaza azy ho mpaminany na mihevi-tena ho ara-panahy, dia aoka ho fantany tsara fa didin’ny Tompo ny teny izay soratako ho anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy manao azy ho mpaminany, na manana ny Fanahy, dia aoka ho fantany tsara fa didin’ny Tompo izay soratako ho anareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy mihambo ho mpilaza hafatra avy amin’Andriamanitra na mpanana fanomezana avy amin’ny Fanahy Masina, dia aoka ho fantany tsara fa didin’ny Tompo izao soratako aminareo izao.
Malagasy Bible 1865
Raha misy manao azy ho mpaminany, na ho manana fahaizam-panahy, dia aoka ho fantany tsara fa didin'ny Tompo ny teny izay soratako ho aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy milaza azy ho mpaminany na mihevi-tena ho ara-panahy, dia aoka ho fantany tsara fa didin’ny Tompo ny teny izay soratako ho anareo.
malagasy
Raha misy manao azy ho mpaminany, na ho manana fahaizam-panahy, dia aoka ho fantany tsara fa didin'ny Tompo ny teny izay soratako ho aminareo.