1 Corinthians 14:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha misy tsy mahalala dia avelao izy tsy hahalala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka raha tsy te-hahalala izy, dia aoka tsy hahalala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha misy tsy miraharaha izany, dia tsy miraharaha azy ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Fa raha misy tsy mahalala, dia avelao tsy hahalala ihany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha misy tsy mahalala dia avelao izy tsy hahalala.
malagasy
Fa raha misy tsy mahalala, dia avelao tsy hahalala ihany izy.