1 Corinthians 14:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’izany, ry rahalahiko, maniria fatratra ny haminany, ary aza mandrara tsy hiteny amin’ny fiteny tsy fantatra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa amin’izany àry, ry kristianina havana, maniria mafy ny haminany, ary aza mandrara tsy hiteny amin’ny fiteny tsy fantatra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa amin’izany, ry havako, irio mafy ny hilaza hafatra avy amin’Andriamanitra, saingy aza rarana ny miteny amin’ny fiteny tsy fantatra.
Malagasy Bible 1865
Koa amin'izany, ry rahalahiko, maniria fatratra ny haminany, ary aza mandrara tsy hiteny amin'ny fiteny tsy fantatra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’izany, ry rahalahiko, maniria fatratra ny haminany, ary aza mandrara tsy hiteny amin’ny fiteny tsy fantatra;
malagasy
Koa amin'izany, ry rahalahiko, maniria fatratra ny haminany, ary aza mandrara tsy hiteny amin'ny fiteny tsy fantatra;kanefa aoka ny zavatra rehetra hatao amin'ny fahamendrehana sy ny filaminana.