1 Corinthians 14:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay miteny amin’ny fiteny tsy fantatra dia mampandroso ny tenany; fa izay maminany kosa dia mampandroso ny fiangonana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay miteny amin’ny teny tsy fantatra dia mahasoa ny tenany ihany; fa izay maminany kosa dia mahasoa ny Eglizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay miteny amin’ny fiteny tsy fantatra dia ny tenany fotsiny no ampandrosoiny amin’ny finoana; fa izay milaza hafatra avy amin’Andriamanitra kosa dia ny fiangonana no ampandrosoiny amin’ny finoana.
Malagasy Bible 1865
Izay miteny amin'ny fiteny tsy fantatra dia mampandroso ny tenany; fa izay maminany kosa mampandroso ny fiangonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay miteny amin’ny fiteny tsy fantatra dia mampandroso ny tenany; fa izay maminany kosa dia mampandroso ny fiangonana.
malagasy
Izay miteny amin'ny fiteny tsy fantatra dia mampandroso ny tenany; fa izay maminany kosa mampandroso ny fiangonana. [ Gr. eklesia]