1 Corinthians 14:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
kanefa aoka ny zavatra rehetra hatao amin’ny fahamendrehana sy ny filaminana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa indrindra: aoka hatao amim-pahamendrehana sy filaminana avokoa ny zavatra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hatao amim-pahamendrehana sy filaminana avokoa ny zavatra rehetra.
Malagasy Bible 1865
kanefa aoka ny zavatra rehetra hatao amin'ny fahamendrehana sy ny filaminana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
kanefa aoka ny zavatra rehetra hatao amin’ny fahamendrehana sy ny filaminana.
malagasy
kanefa aoka ny zavatra rehetra hatao amin'ny fahamendrehana sy ny filaminana.