1 Corinthians 14:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tiako raha samy hiteny amin’ny fiteny tsy fantatra ianareo rehetra; kanefa aleo maminany; fa izay maminany dia lehibe noho izay miteny amin’ny fiteny tsy fantatra, raha tsy mandika teny koa izy hahazoan’ny fiangonana fampandrosoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa tiako ny hitenenanareo rehetra amin’ny fiteny tsy fantatra, nefa aleoko aza ny haminanianareo; satria ny maminany no ambony noho ny miteny amin’ny teny tsy fantatra, afa-tsy raha adika ny teniny, mba hahazoan’ny Eglizy soa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satriko ny samy hitenenanareo rehetra amin’ny fiteny tsy fantatra, nefa aleoko ny hilazanareo hafatra avy amin’Andriamanitra. Fa izay milaza hafatra avy amin’Andriamanitra dia ambony kokoa noho izay miteny amin’ny fiteny tsy fantatra, raha tsy hoe misy olona afaka manazava izay lazainy mba hampandroso ny mpiangona amin’ny finoana.
Malagasy Bible 1865
Tiako raha samy hiteny amin'ny fiteny tsy fantatra ianareo rehetra; nefa aleo haminany; fa izay maminany dia lehibe noho izay miteny amin'ny fiteny tsy fantatra, raha tsy mandika teny koa izy hahazoan'ny fiangonana fampandrosoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tiako raha samy hiteny amin’ny fiteny tsy fantatra ianareo rehetra; kanefa aleo maminany; fa izay maminany dia lehibe noho izay miteny amin’ny fiteny tsy fantatra, raha tsy mandika teny koa izy hahazoan’ny fiangonana fampandrosoana.
malagasy
Tiako raha samy hiteny amin'ny fiteny tsy fantatra ianareo rehetra; nefa aleo haminany; fa izay maminany dia lehibe noho izay miteny amin'ny fiteny tsy fantatra, raha tsy mandika teny koa izy hahazoan'ny fiangonana fampandrosoana. [ Gr. eklesia]