1 Corinthians 14:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mankeo aminareo aho izao, ry rahalahy, ka miteny amin’ny fiteny tsy fantatra, inona moa no soa ho vitako aminareo amin’izany raha tsy fanambaràna, na fahalalana, na faminaniana, na fampianarana, no hitenenako aminareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hevero ange, ry kristianina havana: raha mankany aminareo aho, ka fiteny tsy fantatra no itenenako, fa tsy fanambaràna, na fahalalana, na faminaniana, na fampianarana no itenenako aminareo, inona no soa ho vitako aminareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa manontany anareo aho, ry havako: raha mankatỳ aminareo aho ka fiteny tsy fantatra no itenenako aminareo, moa hahasoa anareo ve aho? Tsy hahasoa anareo aho raha tsy fanambarana, na teny feno fahalalana, na hafatra avy amin’Andriamanitra, na fampianarana no itenenako aminareo.
Malagasy Bible 1865
Nefa, ry rahalahy, raha mankeo aminareo aho ka miteny amin'ny fiteny tsy fantatra, inona moa no soa ho vitako aminareo amin'izany, raha tsy fanambarana, na fahalalana, na faminaniana, na fampianarana, no hitenenako aminareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mankeo aminareo aho izao, ry rahalahy, ka miteny amin’ny fiteny tsy fantatra, inona moa no soa ho vitako aminareo amin’izany raha tsy fanambaràna, na fahalalana, na faminaniana, na fampianarana, no hitenenako aminareo?
malagasy