1 Corinthians 14:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia toy izany koa ianareo: Raha tsy mazava ny teny aloaky ny vavanareo, hatao ahoana no fahafantatra izay lazainareo? Fa raha tsy izany dia hiteny amin’ny rivotra ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mba toy izany koa ianareo: raha tsy teny mazava no avoaky ny vavanareo, hatao ahoana no fahalalana izay lazainareo? Dia hiteny amin’ny rivotra ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia toy izany koa ianareo: ahoana no hahazoan’ny olona izay lazainareo, raha tsy mazava ny hafatra ambaranareo amin’ny fiteny tsy fantatra? Dia hanao teny entin-drivotra ianareo!
Malagasy Bible 1865
Dia toy izany koa ianareo: raha tsy mazava ny teny aloaky ny vavanareo, hatao ahoana no fahafantatra izay lazainareo? Fa raha tsy izany, dia hiteny amin'ny rivotra ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia toy izany koa ianareo: Raha tsy mazava ny teny aloaky ny vavanareo, hatao ahoana no fahafantatra izay lazainareo? Fa raha tsy izany dia hiteny amin’ny rivotra ianareo.
malagasy
Dia toy izany koa ianareo: raha tsy mazava ny teny aloaky ny vavanareo, hatao ahoana no fahafantatra izay lazainareo? Fa raha tsy izany, dia hiteny amin'ny rivotra ianareo.