1 Corinthians 15:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny Filazantsara izay notoriko taminareo sy noraisinareo sady iorenanareo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampahatsiaroviko anareo, ry kristianina havana, ny Evanjely notoriko taminareo, izay noraisinareo, sy niorenanareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tiako hampahatsiahivina anareo, ry havako, ilay Vaovao Mahafaly izay notorîko taminareo ka noraisinareo sady ifikiranareo.
Malagasy Bible 1865
Ary ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny filazantsara izay notoriko taminareo sy noraisinareo sady iorenanareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny Filazantsara izay notoriko taminareo sy noraisinareo sady iorenanareo,
malagasy
[Ny amin'ny fitsanganan'ny maty] Ary ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny filazantsara izay notoriko taminareo sy noraisinareo sady iorenanareo,