1 Corinthians 15:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny fahasoavan’Andriamanitra no naha toy izao ahy; ary tsy foana ny fahasoavany nasehony tamiko; fa efa niasa fatratra mihoatra noho izy rehetra aho, nefa tsy izaho fa ny fahasoavan’Andriamanitra no nomba ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
saingy ny fahasoavan’Andriamanitra no naha-toy izao ahy. Tsy foana tao amiko anefa ny fahasoavana, fa niasa bebe kokoa noho izy rehetra aho; na tsy izaho, fa ny fahasoavan’Andriamanitra niaraka tamiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy ny fahasoavan’Andriamanitra no nahatoy izao ahy, ary tsy very maina tao amiko ny fahasoavana nomena ahy; fa niasa mihoatra noho ny apôstôly rehetra aho, kanefa tsy izaho, fa ilay fahasoavan’Andriamanitra niaraka tamiko.
Malagasy Bible 1865
Fa ny fahasoavan'Andriamanitra no nahatoy izao ahy; ary tsy foana ny fahasoavany ato amiko; fa efa niasa fatratra mihoatra noho izy rehetra aho, nefa tsy izaho, fa ny fahasoavan'Andriamanitra no niara-niasa tamiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny fahasoavan’Andriamanitra no naha toy izao ahy; ary tsy foana ny fahasoavany nasehony tamiko; fa efa niasa fatratra mihoatra noho izy rehetra aho, nefa tsy izaho fa ny fahasoavan’Andriamanitra no nomba ahy.
malagasy