1 Corinthians 15:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa na izaho na ry zareo dia araka izany no fitorinay ary araka izany koa no ninoanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa izany àry no torìnay, na izaho na izy ireo; ary izany koa no ninoanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
koa izany àry no torînay, na izaho na ry zareo; ary izany no efa ninoanareo.
Malagasy Bible 1865
Koa na izaho na ry zareo, dia araka izany no fitorinay, ary araka izany koa no ninoanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa na izaho na ry zareo dia araka izany no fitorinay ary araka izany koa no ninoanareo.
malagasy
Koa na izaho na ry zareo, dia araka izany no fitorinay, ary araka izany koa no ninoanareo.