1 Corinthians 15:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha Kristy no torina fa natsangana tamin’ny maty, ahoana no ilazan’ny sasany eo aminareo fa tsy misy fitsanganan’ny maty?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha torina ho nitsangan-ko velona àry i Kristy, ahoana ity ilazan’ny sasany aminareo hoe: tsy misy fitsanganan’ny maty?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha i Kristy no torînay fa nitsangana velona avy tany amin’ny maty, ahoana no ilazan’ny sasany aminareo fa tsy hitsangana velona ny maty?
Malagasy Bible 1865
Ary raha Kristy no torina fa natsangana tamin'ny maty, ahoana no ilazan'ny sasany eo aminareo fa tsy misy fitsanganan'ny maty?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha Kristy* no torina fa natsangana tamin’ny maty, ahoana no ilazan’ny sasany eo aminareo fa tsy misy fitsanganan’ny maty?
malagasy
Ary raha Kristy no torina fa natsangana tamin'ny maty, ahoana no ilazan'ny sasany eo aminareo fa tsy misy fitsanganan'ny maty?