1 Corinthians 15:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tsy misy fitsanganan’ny maty, na dia Kristy aza dia tsy natsangana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tsy misy ny fitsanganan’ny maty, na dia i Kristy aza tsy nitsangana avy any amin’ny maty;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha tsy hitsangana velona ny maty, na dia i Kristy aza dia tsy ho nitsangana velona mihitsy;
Malagasy Bible 1865
Fa raha tsy misy fitsanganan'ny maty, na dia Kristy aza dia tsy natsangana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tsy misy fitsanganan’ny maty, na dia Kristy aza dia tsy natsangana;
malagasy
Fa raha tsy misy fitsanganan'ny maty, na dia Kristy aza dia tsy natsangana;