1 Corinthians 15:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary raha tsy natsangana Kristy dia foana ny toriteninay ary foana koa ny finoanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary raha tsy nitsangana avy any amin’ny maty i Kristy, dia foana ny toriteninay, foana koa ny finoanareo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary raha tsy nitsangana velona i Kristy, dia tsy misy fotony izay torînay, ary tsy misy fotony izay inoanareo?
Malagasy Bible 1865
ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny toriteninay, ary foana koa ny finoanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary raha tsy natsangana Kristy dia foana ny toriteninay ary foana koa ny finoanareo.
malagasy
ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny toriteninay, ary foana koa ny finoanareo.