1 Corinthians 15:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tsy hatsangana ny maty, na dia Kristy koa aza dia tsy natsangana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa na dia i Kristy aza dia tsy nitsangana avy any amin’ny maty, raha tsy mitsangana ny maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, raha marina fa tsy mitsangana velona ny maty, na dia i Kristy aza dia tsy ho nitsangana velona.
Malagasy Bible 1865
Fa raha tsy hatsangana ny maty, na dia Kristy koa aza dia tsy natsangana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tsy hatsangana ny maty, na dia Kristy koa aza dia tsy natsangana;
malagasy
Fa raha tsy hatsangana ny maty, na dia Kristy koa aza dia tsy natsangana;