1 Corinthians 15:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary raha tsy natsangana Kristy dia zava-poana ny finoanareo; ary mbola ao amin’ny fahotanareo ihany ianareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha tsy mitsangana ny maty, dia foana ny finoanareo; mbola ao aminareo ihany ny fahotanareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha tsy nitsangana velona i Kristy, dia foana ny finoanareo ary mbola tavela ao amin’ny fahotanareo ihany ianareo.
Malagasy Bible 1865
ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny finoanareo; ary mbola ao amin'ny fahotanareo ihany ianareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary raha tsy natsangana Kristy dia zava-poana ny finoanareo; ary mbola ao amin’ny fahotanareo ihany ianareo;
malagasy
ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny finoanareo; ary mbola ao amin'ny fahotanareo ihany ianareo;