1 Corinthians 15:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia very koa izay efa nodimandry ao amin’i Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary very ry zareo nody mandry ao amin’i Kristy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary dia very koa izay efa nodimandry ka nino an’i Kristy.
Malagasy Bible 1865
dia very koa izay efa nodimandry ao amin'i Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia very koa izay efa nodimandry ao amin’i Kristy.
malagasy
dia very koa izay efa nodimandry ao amin'i Kristy.