1 Corinthians 15:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha amin’izao fiainana izao ihany no anantenantsika an’i Kristy dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia isika no ho fara fahoriana indrindra amin’ny olon-drehetra, raha amin’ity fiainana ity ihany no anantenantsika an’i Kristy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha amin’izao fiainana izao ihany no anantenantsika an’i Kristy, dia faran’izay mahonena isika amin’ny olon-drehetra.
Malagasy Bible 1865
Raha amin'izao fiainana izao ihany no anantenantsika an'i Kristy, dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha amin’izao fiainana izao ihany no anantenantsika an’i Kristy dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika.
malagasy
Raha amin'izao fiainana izao ihany no anantenantsika an'i Kristy, dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika.