1 Corinthians 15:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary satria olona iray no nisehoan’ny fahafatesana dia olona iray kosa no nisehoan’ny fitsanganan’ny maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria olona iray no niavian’ny fahafatesana, ka dia olona iray koa no iavian’ny fitsanganan’ny maty;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary satria olona iray no niavin’ny fahafatesana, dia olona iray ihany koa no iavian’ny fitsanganan’ny maty.
Malagasy Bible 1865
Ary satria ny olona iray no nisehoan'ny fahafatesana, dia ny Olona iray kosa no nisehoan'ny fitsanganan'ny maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary satria olona iray no nisehoan’ny fahafatesana dia olona iray kosa no nisehoan’ny fitsanganan’ny maty.
malagasy
Ary satria ny olona iray no nisehoan'ny fahafatesana, dia ny Olona iray kosa no nisehoan'ny fitsanganan'ny maty.