1 Corinthians 15:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tahaka ny ahafatesan’ny olona rehetra ao amin’i Adama no ahaveloman’ny olona rehetra kosa ao amin’i Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary toy ny ahafatesan’ny olon-drehetra ao amin’i Adama, no hahaveloman’ny olon-drehetra ao amin’i Kristy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, toy ny ahafatesan’ny olona rehetra noho izy tafaray amin’i Adama, no ahaveloman’ny olona rehetra noho izy tafaray amin’i Kristy,
Malagasy Bible 1865
Fa tahaka ny ahafatesan'ny olona rehetra ao amin'i Adama no ahaveloman'ny olona rehetra kosa ao amin'i Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tahaka ny ahafatesan’ny olona rehetra ao amin’i Adama no ahaveloman’ny olona rehetra kosa ao amin’i Kristy.
malagasy
Fa tahaka ny ahafatesan'ny olona rehetra ao amin'i Adama no ahaveloman'ny olona rehetra kosa ao amin'i Kristy.