1 Corinthians 15:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa samy amin’ny filaharany avy: Kristy no santatra; rehefa afaka izany dia izay an’i Kristy amin’ny fiaviany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa manaraka ny laharany avy: i Kristy no santatra, dia izay an’i Kristy amin’ny andro hiaviany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
saingy manaraka ny filaharany avy: i Kristy no santatra, vao ireo voatokana ho an’i Kristy amin’ny fotoana hiavian’i Kristy.
Malagasy Bible 1865
Nefa samy amin'ny filaharany avy: Kristy no santatra; rehefa afaka izany, dia izay an'i Kristy amin'ny fihaviany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa samy amin’ny filaharany avy: Kristy no santatra; rehefa afaka izany dia izay an’i Kristy amin’ny fiaviany.
malagasy
Nefa samy amin'ny filaharany avy: Kristy no santatra; rehefa afaka izany, dia izay an'i Kristy amin'ny fihaviany.