1 Corinthians 15:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa afaka izany dia avy ny farany ka amin’izay dia hatolony ho an’Andriamanitra Ray ny fanjakana, rehefa nofoanany ny fanapahana rehetra sy ny fahefana rehetra ary ny hery rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa afaka izany, tonga ny farany, dia rahatrizay hatolony amin’Andriamanitra sy amin’ny Ray ny fanjakana, rehefa levony avokoa ny fanapahana sy ny fahefana ary ny hery rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aorian’izany, dia ho tonga ny farany: hofoanan’i Kristy avokoa ireo fanapahana sy fahefana ary hery manohitra Azy, ka hatolony an’ilay Andriamanitra sady Ray ny Fanjakana.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka izany, dia avy ny farany, ka amin'izay dia hatolony ho an'Andriamanitra Ray ny fanjakana, rehefa nofoanany ny fanapahana rehetra sy ny fahefana rehetra ary ny hery rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa afaka izany dia avy ny farany ka amin’izay dia hatolony ho an’Andriamanitra Ray ny fanjakana, rehefa nofoanany ny fanapahana rehetra sy ny fahefana rehetra ary ny hery rehetra.
malagasy
Ary rehefa afaka izany, dia avy ny farany, ka amin'izay dia hatolony ho an'Andriamanitra Ray ny fanjakana, rehefa nofoanany ny fanapahana rehetra sy ny fahefana rehetra ary ny hery rehetra.