1 Corinthians 15:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahafatesana no fahavalo farany horesena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fahafatesana no fahavalo farany horesena, fa ny zavatra rehetra efa nampanekeny ho eo ambanin’ny tongony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fahavalo farany hofoanana dia ny fahafatesana,
Malagasy Bible 1865
Ny fahafatesana no fahavalo farany horesena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahafatesana no fahavalo farany horesena.
malagasy
Ny fahafatesana no fahavalo farany horesena.