1 Corinthians 15:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tsy izany, hanao ahoana izay natao batisa hisolo ny maty? Raha tsy hatsangana mihitsy ny maty, nahoana ireny no atao batisa misolo azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tsy izany, ahoana ny amin’ireny atao batemy ho an’ny maty ireny? Raha tsy mitsangana velively ny maty, nahoana ireny no atao batemy ho azy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsy izany, inona no tadiavin’ireo olona atao batisa misolo ny maty? Raha tsy mitsangana velona mihitsy ny maty, ahoana ireo olona ireo no atao batisa misolo azy ireny?
Malagasy Bible 1865
Raha tsy izany, hanao ahoana izay atao batisa ny amin 'ny maty? Raha tsy hatsangana mihitsy ny maty, nahoana ireny no atao batisa ny aminy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tsy izany, hanao ahoana izay natao batisa hisolo ny maty? Raha tsy hatsangana mihitsy ny maty, nahoana ireny no atao batisa misolo azy?
malagasy
Raha tsy izany, hanao ahoana izay atao batisa ny amin'ny maty? Raha tsy hatsangana mihitsy ny maty, nahoana ireny no atao batisa ny aminy? [ Na: nisolo]