1 Corinthians 15:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa natolotro anareo ho isan’ny zavatra voalohany indrindra ilay noraisiko, dia izao: Maty noho ny fahotantsika Kristy araka ny Soratra Masina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no zavatra nampianariko anareo ho isan’ny zavatra voalohany indrindra, araka ny nandraisako azy: maty noho ny fahotantsika i Kristy, araka ny Soratra Masina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no fampianarana isan’ny voalohany indrindra voaraiko ary nampitaiko taminareo: i Kristy dia maty ho fanalana ny fahotantsika araka ny voalazan’ny Soratra Masina,
Malagasy Bible 1865
Fa natolotro anareo ho isan'ny zavatra voalohany indrindra ilay noraisiko, dia izao: Kristy maty noho ny fahotantsika araka ny Soratra Masina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa natolotro anareo ho isan’ny zavatra voalohany indrindra ilay noraisiko, dia izao: Maty noho ny fahotantsika Kristy* araka ny Soratra Masina,
malagasy
Fa natolotro anareo ho isan'ny zavatra voalohany indrindra ilay noraisiko, dia izao: Kristy maty noho ny fahotantsika araka ny Soratra Masina,