1 Corinthians 15:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nahoana izahay no manao vy very ny ainay mandrakariva?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ahoana no dia anaovanay vy very ny ainay mandrakariva?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izahay koa, ahoana no dia anaovany vy very ny ainay lalandava izao?
Malagasy Bible 1865
Ary nahoana izahay no manao vy very ny ainay mandrakariva?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nahoana izahay no manao vy very ny ainay mandrakariva?
malagasy
Ary nahoana izahay no manao vy very ny ainay mandrakariva?