1 Corinthians 15:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maty isanandro aho; lazaiko marina aminareo izany, ry rahalahy, satria ianareo no reharehako ao amin’i Kristy Jesosy Tompontsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Marina amin’ny reharehako ao amin’i Kristy Jesoa Tompontsika noho ny aminareo, ry kristianina havana, raha tsy isan’andro aho no toa ho faty ihany e!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry havako, hila ho faty isan’andro vaky aho: lazaiko marina aminareo izany satria ianareo no reharehako ao amin’i Kristy Jesoa Tompontsika.
Malagasy Bible 1865
Lazaiko marina, ry rahalahy, amin'ny fireharehako noho ny aminareo, izay ananako ao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika, fa maty isan'andro aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maty isanandro aho; lazaiko marina aminareo izany, ry rahalahy, satria ianareo no reharehako ao amin’i Kristy Jesosy Tompontsika.
malagasy
Lazaiko marina, ry rahalahy, amin'ny fireharehako noho ny aminareo, izay ananako ao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika, fa maty isan'andro aho. [ Na: Mianiana aho]