1 Corinthians 15:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho tonga saina tsara ary aza manota; fa tsy manana ny fahalalana an’Andriamanitra ny sasany; ny hampahamenatra anareo no ilazako izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mifohaza marina, ary aza manota: fa ny sasany izany dia tsy mahalala an’Andriamanitra akory e; hampahamenatra anareo no ilazako izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samia tonga saina araka ny tokony ho izy, ka aza manota intsony. Misy manko aminareo tsy mahalala an’Andriamanitra akory: ny hampahamenatra anareo no ilazako izany.
Malagasy Bible 1865
Mifohaza tsara, ary aza manota; fa ny sasany tsy manana ny fahalalana an'Andriamanitra; ny hampahamenatra anareo no ilazako izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho tonga saina tsara ary aza manota; fa tsy manana ny fahalalana an’Andriamanitra ny sasany; ny hampahamenatra anareo no ilazako izany.
malagasy
Mifohaza tsara, ary aza manota; fa ny sasany tsy manana ny fahalalana an'Andriamanitra; ny hampahamenatra anareo no ilazako izany. [ Na: Mifohaza ho amin'ny fahamarinana]