1 Corinthians 15:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hisy hiteny hoe: Ahoana ary no fomba hitsanganan’ny maty? Ary tena manao ahoana no hisehoany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hisy hanao hoe: «Hatao ahoana no fanangana ny maty? Vatana toy inona no hiverenany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa hisy hanontany hoe: «Fomba ahoana no hitsanganan’ny maty ho velona? Toy inona ny tenan-javatra hananany?»
Malagasy Bible 1865
Fa hisy hanao hoe: Hatao ahoana ary no fanangana ny maty? Ary tena manao ahoana no hisehoany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hisy hiteny hoe: Ahoana ary no fomba hitsanganan’ny maty? Ary tena manao ahoana no hisehoany?
malagasy
Fa hisy hanao hoe: Hatao ahoana ary no fanangana ny maty? Ary tena manao ahoana no hisehoany?