1 Corinthians 15:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry adala! Izay afafinao dia tsy azo velomina raha tsy maty aloha;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry adala, tsy maintsy maty aloha izay afafinao, vao velona indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izato hadalànao! Maty aloha ny voa afafinao, vao velona indray.
Malagasy Bible 1865
Ry adala, izay afafinao tsy hovelomina, raha tsy maty aloha;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry adala! Izay afafinao dia tsy azo velomina raha tsy maty aloha;
malagasy
Ry adala, izay afafinao tsy hovelomina, raha tsy maty aloha;