1 Corinthians 15:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary izay afafinao, tsy dia ny tenany izay ho avy no afafinao, fa ny voa fotsiny ihany, na voam-barimbazaha na voa hafa;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha mamafy ianao, tsy ny tenan’izay ho avy no afafinao, fa ny voa fotsiny ihany, na voam-bary izany, na voan-javatra hafa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voa fotsiny ihany no afafinao, akotry na masomboly hafa, fa tsy ny tenan’izay vao hitsiry.
Malagasy Bible 1865
ary izay afafinao, tsy dia ny tenany izay ho avy no afafinao, fa ny voa fotsiny ihany, na voambary, na voa hafa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary izay afafinao, tsy dia ny tenany izay ho avy no afafinao, fa ny voa fotsiny ihany, na voam-barimbazaha na voa hafa;
malagasy
ary izay afafinao, tsy dia ny tenany izay ho avy no afafinao, fa ny voa fotsiny ihany, na voambary, na voa hafa; [ vary tritrika]