1 Corinthians 15:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa Andriamanitra manome azy tena araka ny sitraky ny fony, ary ny voa rehetra dia samy omeny tena mampiavaka azy avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia vao Andriamanitra no manome tena azy araka izay tiany; samy omeny tena manaraka ny karazany avy ny voa rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra kosa, araka izay tiany, no manome tena ilay nafafy; ary ny voa afafy rehetra dia omeny tena tandrify ny karazany avy.
Malagasy Bible 1865
fa Andriamanitra manome azy tena araka izay sitraky ny fony, ary ny voany rehetra dia samy omeny ny tenany avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa Andriamanitra manome azy tena araka ny sitraky ny fony, ary ny voa rehetra dia samy omeny tena mampiavaka azy avy.
malagasy
fa Andriamanitra manome azy tena araka izay sitraky ny fony, ary ny voany rehetra dia samy omeny ny tenany avy.