1 Corinthians 15:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mitovy ny nofo rehetra; fa hafa ny an’ny olona, hafa ny nofon’ny biby, hafa ny nofon’ny vorona, hafa ny an’ny hazandrano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mitovy ny nofo rehetra, fa hafa ny an’ny olona, hafa ny an’ny biby; hafa ny an’ny vorona, hafa ny an’ny hazandrano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mitovy nofo ny zavamananaina rehetra mitafy nofo: hafa ny an’ny olombelona, hafa ny an’ny biby, hafa ny an’ny vorona, ary hafa ny an’ny trondro.
Malagasy Bible 1865
Tsy mitovy ny nofo rehetra; fa hafa ny an'ny olona, ary hafa ny nofon'ny biby, ary hafa ny nofon'ny vorona, ary hafa ny an'ny hazandrano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mitovy ny nofo rehetra; fa hafa ny an’ny olona, hafa ny nofon’ny biby, hafa ny nofon’ny vorona, hafa ny an’ny hazandrano.
malagasy
Tsy mitovy ny nofo rehetra; fa hafa ny an'ny olona, ary hafa ny nofon'ny biby, ary hafa ny nofon'ny vorona, ary hafa ny an'ny hazandrano.