1 Corinthians 15:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nalevina, ary natsangana tamin’ny andro fahatelo araka ny Soratra Masina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nalevina Izy, sy nitsangana tamin’ny andro fahatelo, araka ny Soratra Masina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nalevina, nitsangana velona tamin’ny andro fahatelo araka ny voalazan’ny Soratra Masina,
Malagasy Bible 1865
dia nalevina, ary natsangana tamin'ny andro fahatelo araka ny Soratra Masina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nalevina, ary natsangana tamin’ny andro fahatelo araka ny Soratra Masina;
malagasy
dia nalevina, ary natsangana tamin'ny andro fahatelo araka ny Soratra Masina;