1 Corinthians 15:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy tenan’ny any an-danitra, misy tenan’ny etỳ an-tany; fa hafa ny voninahitry ny any an-danitra, hafa ny an’ny etỳ an-tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misy tenan-javatra any an-danitra, misy tenan-javatra etỳ an-tany, fa hafa noho ny an’ny ny etỳ an-tany ny famirapiratry ny tenan-javatra any an-danitra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy koa tenan-javatra eny amin’ny habakabaka, ary misy tenan-javatra etỳ an-tany; hafa ny famirapiratan’ireo tenan-javatra eny amin’ny habakabaka, ary hafa ny famirapiratan’ny tenan-javatra etỳ an-tany;
Malagasy Bible 1865
Ary misy tenan'ny any an-danitra, ary misy tenan'ny etỳ an-tany; fa hafa ny voninahitry ny any an-danitra, ary hafa ny an'ny etỳ an-tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy tenan’ny any an-danitra, misy tenan’ny etỳ an-tany; fa hafa ny voninahitry ny any an-danitra, hafa ny an’ny etỳ an-tany.
malagasy
Ary misy tenan'ny any an-danitra, ary misy tenan'ny etỳ an-tany; fa hafa ny voninahitry ny any an-danitra, ary hafa ny an'ny etỳ an-tany.