1 Corinthians 15:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hafa ny voninahitry ny masoandro, hafa ny voninahitry ny volana, hafa ny voninahitry ny kintana; fa ny kintana iray dia hafa voninahitra noho ny kintana iray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hafa ny famirapiratry ny masoandro, hafa ny famirapiratry ny volana, hafa ny famirapiratry ny kintana; ary na ny samy kintana aza, samy manana ny famirapirany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hafa ny famirapiratan’ny masoandro, hafa ny famirapiratan’ny volana, ary hafa ny famirapiratan’ny kintana; ary, na ny kintana anankiroa aza, dia samy hafa ny famirapiratany.
Malagasy Bible 1865
Hafa ny voninahitry ny masoandro, ary hafa ny voninahitry ny volana, ary hafa ny voninahitry ny kintana; fa ny kintana anankiray dia hafa voninahitra noho ny kintana anankiray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hafa ny voninahitry ny masoandro, hafa ny voninahitry ny volana, hafa ny voninahitry ny kintana; fa ny kintana iray dia hafa voninahitra noho ny kintana iray.
malagasy
Hafa ny voninahitry ny masoandro, ary hafa ny voninahitry ny volana, ary hafa ny voninahitry ny kintana; fa ny kintana anankiray dia hafa voninahitra noho ny kintana anankiray.