1 Corinthians 15:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia toy izany koa ny fitsanganan’ny maty: Afafy amin’ny fahalovana izy, atsangana amin’ny tsy fahalovana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany koa ny fitsanganan’ny maty; mety lo izy no afafy, fa tsy mety lo no atsangana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia ho toy izany koa rehefa hitsangana velona ny maty: vatana mety lo no afafy, fa vatana tsy mety lo intsony no hitsangana velona;
Malagasy Bible 1865
Dia toy izany koa ny fitsanganan'ny maty: Afafy amin'ny fahalòvana izy, atsangana amin'ny tsi-fahalòvana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia toy izany koa ny fitsanganan’ny maty: Afafy amin’ny fahalovana izy, atsangana amin’ny tsy fahalovana;
malagasy
Dia toy izany koa ny fitsanganan'ny maty: Afafy amin'ny fahalòvana izy, atsangana amin'ny tsi-fahalòvana;