1 Corinthians 15:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
afafy amin’ny fahafaham-boninahitra Izy, atsangana amin’ny voninahitra; afafy amin’ny fahalemena izy, atsangana amin’ny hery;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy misy hajany izy no afafy, fa be voninahitra no atsangana; malemy izy no afafy, fa mahery no atsangana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
vatana mahonena no afafy, fa vatana be voninahitra no hitsangana velona; vatana malemy no afafy, fa vatana mahery no hitsangana velona;
Malagasy Bible 1865
afafy amin'ny fahafaham-boninahitra izy, atsangana amin'ny voninahitra; afafy amin'ny fahalemena izy, atsangana amin'ny hery;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
afafy amin’ny fahafaham-boninahitra Izy, atsangana amin’ny voninahitra; afafy amin’ny fahalemena izy, atsangana amin’ny hery;
malagasy
afafy amin'ny fahafaham-boninahitra izy, atsangana amin'ny voninahitra; afafy amin'ny fahalemena izy, atsangana amin'ny hery;